Eto ianao : Fandraisana

Vaovao avy any am-potony

Ny vaovao.org dia maka ny vaovao avy any ampotony. Ny vaovao aroso anao eto dia tsy dika avy amin'ny gazety fa nalaina avy tamin'ireo namana nanatri-maso sy niaina ny vaovao lazainy.

Ampiasao ny solonanarana serasera.org
Adino? | Hisoratra anarana

Latest News

Boky Hasin-Kabary

FIKAMBANAN’NY MPIKABARY ETO MADAGASIKARASampana Frantsa« Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana malagasy amin’ny alalan’ny  kabary»« Izay tia ny tenindrazany,… More>>

GTT International Genève : tokony atao ny fihaonana an-tampony takian’i Amiraly

  Ny alin’ny asabotsy 19 novambra lasa teo, nivahiny mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tao amin’ny onjam-peo RNA Toamasina ireo mpitarika ny fikambanana GTT International… More>>

Mamy Brunette

Mamy Brunette,iza moa ianao?Avy any amin'ny faritra atsimo atsinanana ny madagasikara aho.Izany hoe avy ao Manakara ny tena izy.Monina eto Saint-denis (France) amin'izao fotoana izao.Ahoana ny nahatonga… More>>

Toamasina : horavan’ny EMMO-REG ny fitokonan’ny mpiasan’ny Commune

  Ny alatsinainy 7 novambra, feno EMMO-REG ny tao anatin'ny biraon'ny Voirie Toamasina toeram-pitokonan'ireo mpiasan'ny kaominina mitaky ny fialan'ny PDS. Nanomboka ny asabotsy lasa teo no efa tao… More>>

Faha-75 taonan'ny Amiraly Ratsiraka: niavaka ny tao Toamasina

  Notontosaina tao amin’ny kianja malalaky ny CRJS Toamasina ny lanonana fanamarihana ny faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka. Delegasionina mafonja avy eo anivon’ny antoko Arema… More>>

Mpitarika grevin’ny mpiasan’ny kaominina Toamasina rahonana ho samborina

  Miala any ny didy fampisamborana anay, hoy Solofo mpitarika ny fitokonan’ny mpiasan’ny kaominina Toamasina, izay tafaresaka taminay ny marainan’ny zoma 4 novambra. Hentitra ny… More>>

Toamasina-Faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka : ankalazaina ao amin’ny kianjan’ny CRJS

Isan-taona, na fony izy teto an-tanindrazana na efa izy tany ampita, tsy manadino ny datin’ny 4 novambra ireo mpikatroka Arema Toamasina. Tato anatin’ny taona vitsivitsy, mazanà teny… More>>

Mpiasan’ny Kaominina Toamasina : « Tsy mandray baiko avy amin’i PDS intsony izahay »

  Tsy fahombiazana hatrany no hita amin’ny paikady ataon’ny Filohan’ny Delegasionina manokan’ny Kaominina Toamasina amin’ny ho fandravana ny fitokonan’ireo mpiasan’ny… More>>

Jean Chrys lehiben’ny tarika JB Junior : mahazaka ny anaran-drainy

  Nampitolagaga ireo nanatrika ny Festival Jerijery tao Vavatenina (Faritra Analanjirofo) ny fahaiza-manao ananan’i Jean Chrys, lehiben’ny tarika JB Junior. Teo amin’ny famerenana… More>>

Lalam-pirenena faha-44 sy faha-4 : mirongatra mafy ny dorotanety

  Saika ahitana tanety  mirehitra daholo ny manamorona an’iny lalam-pirenena faha-44 mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka ary ny lalam-pirenena faha-4 mampitohy an’i… More>>