Ny lahatsoratra rehetra
117. Boky Hasin-Kabary

FIKAMBANAN’NY MPIKABARY ETO MADAGASIKARASampana Frantsa« Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana malagasy amin’ny alalan’ny kabary»« Izay tia ny tenindrazany,…
More>>
116. GTT International Genève : tokony atao ny fihaonana an-tampony takian’i Amiraly

Ny alin’ny asabotsy 19 novambra lasa teo, nivahiny mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tao amin’ny onjam-peo RNA Toamasina ireo mpitarika ny fikambanana GTT International…
More>>
115. Mamy Brunette

Mamy Brunette,iza moa ianao?Avy any amin'ny faritra atsimo atsinanana ny madagasikara aho.Izany hoe avy ao Manakara ny tena izy.Monina eto Saint-denis (France) amin'izao fotoana izao.Ahoana ny nahatonga…
More>>
114. Toamasina : horavan’ny EMMO-REG ny fitokonan’ny mpiasan’ny Commune

Ny alatsinainy 7 novambra, feno EMMO-REG ny tao anatin'ny biraon'ny Voirie Toamasina toeram-pitokonan'ireo mpiasan'ny kaominina mitaky ny fialan'ny PDS. Nanomboka ny asabotsy lasa teo no efa tao…
More>>
113. Faha-75 taonan'ny Amiraly Ratsiraka: niavaka ny tao Toamasina

Notontosaina tao amin’ny kianja malalaky ny CRJS Toamasina ny lanonana fanamarihana ny faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka. Delegasionina mafonja avy eo anivon’ny antoko Arema…
More>>
112. Mpitarika grevin’ny mpiasan’ny kaominina Toamasina rahonana ho samborina

Miala any ny didy fampisamborana anay, hoy Solofo mpitarika ny fitokonan’ny mpiasan’ny kaominina Toamasina, izay tafaresaka taminay ny marainan’ny zoma 4 novambra. Hentitra ny…
More>>
111. Toamasina-Faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka : ankalazaina ao amin’ny kianjan’ny CRJS

Isan-taona, na fony izy teto an-tanindrazana na efa izy tany ampita, tsy manadino ny datin’ny 4 novambra ireo mpikatroka Arema Toamasina. Tato anatin’ny taona vitsivitsy, mazanà teny…
More>>
110. Mpiasan’ny Kaominina Toamasina : « Tsy mandray baiko avy amin’i PDS intsony izahay »

Tsy fahombiazana hatrany no hita amin’ny paikady ataon’ny Filohan’ny Delegasionina manokan’ny Kaominina Toamasina amin’ny ho fandravana ny fitokonan’ireo mpiasan’ny…
More>>
109. Jean Chrys lehiben’ny tarika JB Junior : mahazaka ny anaran-drainy

Nampitolagaga ireo nanatrika ny Festival Jerijery tao Vavatenina (Faritra Analanjirofo) ny fahaiza-manao ananan’i Jean Chrys, lehiben’ny tarika JB Junior. Teo amin’ny famerenana…
More>>
108. Lalam-pirenena faha-44 sy faha-4 : mirongatra mafy ny dorotanety

Saika ahitana tanety mirehitra daholo ny manamorona an’iny lalam-pirenena faha-44 mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka ary ny lalam-pirenena faha-4 mampitohy an’i…
More>>
107. Resadresaka tamin'ny Groupe Tsidika

Araka ny nampanantenaina dia nifampiresaka tamin'ireo mpikambana ao amin'ny G.A.T.T. izahay, Groupe Tsidika izay fantatry ny maro amin'ny famoahana horonantsary sy kapila mangilatra mirakitra tantara…
More>>
106. 1 novambra Toamasina : tsara ny tsenan’ny voninkazo

Nifanitsakitro ireo olona tao Toamasina nihazo ireo fasan-drazana nandritra ny andron’ny 1 novambra. Fanadiovana sy fanaterana mari-pahatsiarovana toy ny voninkazo eny amin'ny fasana…
More>>
105. Commune Toamasina : miha henjana ny toe-draharaha

Tsy mbola mivaha ny olana eo anivon’ny kaominina Toamasina renivohitra mahakasika indrindra ny fitokonan’ireo mpiasa ao aminy. Vao mainka hiha henjana tanteraka ny toe-draharaha. Tamin’iny…
More>>
104. Festival Jerijery andiany faha-X : Tratra ny tanjona

Tence Mena anisan'ireo nanafana ny lanonana Nikatona ny alahady 30 oktobra lasa teo ny Festival Jerijery Vavatenina andiany faha-10. Naharitra 5 andro ny hetsika ka ny andron’ny alarobia…
More>>
103. Atsinanana sy Analanjirofo : mirongatra ny aretina haromotana

Olona roa no efa matin’ny aretina hamorotan’alika tany amin’ny distrikan’i Fenoarivo-Atsinanana Faritra Analanjirofo ny herinandro lasa teo. Nahitana…
More>>
102. Commune Rurale Miarinarivo : Mahantra foto-drafitrasa

Commune rurale Miarinarivo, anatin'ny distrikan’i Vavatenina, Faritra Analanjirofo. Miisa 29.759 ny mponina ao an-toerana ary 27 km monja miala an'i Vavatenina. Eo amin’ny…
More>>
101. Rodobe Toamasina : tsy nanaraka ny fenitra ny fanendrena ny Praiminisitra

Nasiaka ireo avy ao ankolafy telo Toamasina mahakasika ny fanendrena Praiminisitra farany teo. Ny asabotsy 29 oktobra lasa teo, nifamotoana tao amin’ny kianjan’ny Magro Tanambao V Toamasina…
More>>
100. Mpianatra ao Barikadimy : Tsy hanaiky fanakorontana intsony

Ny alarobia 26 oktobra lasa teo no vita tanteraka ny fampihavanana an’ireo mpianatra ao amin’ny Oniversiten’i Toamasina. Manoloana ireo feo mbola aelin’ny andian’olona…
More>>
99. Ho vitan'i Beriziky ve?

Omer Beriziky izany no (nasaina) notendren'i Andry Rajoelina ho Praiminisitra rehefa avy nifampidinika tamin'ny SADC nandritra ny adin'ny enina izy. Nolazaina tokoa mantsy fa ny zoma teo tokony…
More>>
98. Maherin’ny 4.000 ireo vazaha tsy manana taratasy ara-dalàna

Rehefa nohamarinin’ny Ministeran’ny ati-tany ireo vazaha monina sy miasa ao Toamasina, fantatra fa maherin’ny 4.000 ireo tsy manana taratasy ara-dalàna ahafahana mipetraka…
More>>