Eto ianao : Fandraisana> News

Lahatsoratra ao amin'ny Zavakanto

46. Mamy Brunette

Mamy Brunette,iza moa ianao?Avy any amin'ny faritra atsimo atsinanana ny madagasikara aho.Izany hoe avy ao Manakara ny tena izy.Monina eto Saint-denis (France) amin'izao fotoana izao.Ahoana ny nahatonga… More>>

45. Jean Chrys lehiben’ny tarika JB Junior : mahazaka ny anaran-drainy

  Nampitolagaga ireo nanatrika ny Festival Jerijery tao Vavatenina (Faritra Analanjirofo) ny fahaiza-manao ananan’i Jean Chrys, lehiben’ny tarika JB Junior. Teo amin’ny famerenana… More>>

44. Resadresaka tamin'ny Groupe Tsidika

  Araka ny nampanantenaina dia nifampiresaka tamin'ireo mpikambana ao amin'ny G.A.T.T. izahay, Groupe Tsidika izay fantatry ny maro amin'ny famoahana horonantsary sy kapila mangilatra mirakitra tantara… More>>

43. Fantaro ny Groupe Tsidika

  Maro amintsika no efa nahita ny “Groupe Tsidika” na tamin’ny fahitalavitra na re amin’ny fandraisam-peo, amin’ny alalan’ny kapila isan-karazany. Vitsy ihany… More>>

42. HAMILTON

HAMILTON,de son vrai nom FORTUNE MARCEL, enfant né de la campagne aunord de la grande île Malgache en 1972 , rêvait de dévoilerl'éxistance de sa culture authentique à… More>>

41. Loka fahatelo ho an'ny Duo Talilema

  An-kafaliana no ilazana amintsika ny fandraisan'ny tarika Talilema anjara tamin'ny fifaninana iraisam-pirenena Sharq Taronalari tao Samarkand (Ouzbekistan) ny 25 ka hatramin'ny 30 aogositra lasa… More>>

40. Lasa vetaveta ve ny mpihra malagasy?

Fetin’ny mozika izao, fetin’ny hira, fifalifaliana. Nankalaza izany isika teto Madagasikara tamin’ny faran’iny herin’andro iray lasa iny, raha tamin’ny Talata kosa… More>>

39. Lapé

Lapé na Hery RALAINARIVO Nanao Mozika tamin'ny Groupe Orchestre iray tany Madagasikara tamin'ny 1985, SEXY MUSIC no anaran'ilay groupe, efa nandeha nitety faritra tany Alaotra iny. Ny Toerana nisy… More>>

38. AORN

AORN na Andriankaja Oelison Robin Narivelo na indraindray mitondra ny anarana hoe Andriankaja Rina, dia teratany Malagasy, teraka tao Befelatanana. Manambady ary manan-janaka roa, mipetraka ao Amboditsiry.… More>>

37. CHORALE FEON ANJOMARA VAOVAO ECAR MANJAKARAY

Ny Feon’Anjomara Vaovao na F.A.V dia Antoko mpihira iray ao amin’ny Paroasy Kristy Mpanjaka Ecar Manjakaray. Niforona tamin’ny Decembre 2004 rehefa nahazo fankatoavana ofisialy tamin’I… More>>

36. Domoina Ratovozanany

Iza moa i Domoina Ratovozanany ? Teraka tamin’ny 2 oktobra 1985, Domoina Ratovozanany dia anisan’ireo poeta tanora malagasy tena andrandraina ho lasa lavitra. Vao 12 taona izy no nanomboka… More>>

35. Ry Serah

RANAIVOZANANY Gerard no anarako fantatry ny maro @ ny hoe Serah  teraka tao Tanjombato Antananarivo t@ ny 24 fevrier 1965  ary monina aty Grenoble France. Tamin'ny taona 2007 no teraka ny tarika… More>>

34. Toetra Raja

I Toetra RAJA no maneho amintsika etoana ny tsiambaratelon'ny angaly ampiasainy amin'ny famoronana tononkalo. Mivelatra eto anivon'ny aterineto ny asa sorany ary ahitana santionany vitsivitsy ato amin'ny… More>>

33. Henintsoa Mirija RAZANADRABE

Henintsoa Mirija RAZANADRABE, fantatra amin’ny solon’anarana oe Nantto na Nato. mitovy karazana amin’ny varongy ny nato. Somary malefadefaka izay izy. Ny hodiny dia hampiasana hanaovana… More>>

32. Anitra Sarobidy

Mpanakanto anisan’ny manana ny talenta nomen’Andriamanitra azy i Hanitra. 15 taona izy dia efa nanomboka nihira teny anivon’ny fiangonana ka ny fiangonana Notre Dame de Lourdes tao Manjakandriana… More>>

31. Six poetes malgaches d'expression malgache

Resadresaka momba ny boky : « Six poètes malgaches d’expression malgache »  Tsy zava-baovao eo amin’ny haisoratra malagasy ny fandikana tononkalo. Ny… More>>

30. Maeva 74

Nandrianina Maevatiana no anarana nasalotro ny tenako eto amin’ny sehatry ny kanto. Maeva74 kosa no solon’ anarana fampiasako amin’ny fifaneraserana. “Maeva” dia teny avy… More>>

29. Malalason

RAKOTOMALALASON Jean Olivier, fantatra amin’ny solon’anarana hoe « MALALASON » eo amin’ny diam-penina, nanomboka nanoratra (tononkalo, tantara, tononkira, angano)… More>>

28. Fifaninanana tononkalo iraisam-pirenena

Ho fiaraha-miasa amin'ny poeta hafa tsy malagasy dia indro aparitaka amintsika ity fifaninana ity. Niniana tsy nadika amin'ny teny malagasy ilay izy ialana amin'ny mety ho dika tsy mifanandrify amin'ny… More>>

27. Bana Rahalahy

IZA MOA I BANA RAHALAHY? Mpanoratra mpikambana ao amin’ny Havatsa Upem sampana Frantsa – Fikambanan’ny Poeta sy Mpanoratra Malagasy “Union des Poètes et Ecrivains Malgaches… More>>
 1 2 3 >