Lahatsoratra ao amin'ny Kolotsaina
26. Boky Hasin-Kabary

FIKAMBANAN’NY MPIKABARY ETO MADAGASIKARASampana Frantsa« Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana malagasy amin’ny alalan’ny kabary»« Izay tia ny tenindrazany,…
More>>
25. Festival Jerijery andiany faha-X : Tratra ny tanjona

Tence Mena anisan'ireo nanafana ny lanonana Nikatona ny alahady 30 oktobra lasa teo ny Festival Jerijery Vavatenina andiany faha-10. Naharitra 5 andro ny hetsika ka ny andron’ny alarobia…
More>>
24. TIA sy INDRAM-PEO

Miverina eto indray Raozigasy mitondra vaovao ho anao mpamaky. Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratany. Tia : amboara voalohany narafitr’i Raozigasy ho fehezan-tononkalo, hizarany amin’ny…
More>>
23. SARINOFY RANDRATELO

Miarahaba anareo,Teraka soa aman-tsara ihany ny Boky SARINOFY RANDRANTELO nosoratan'i HAJAINA. Tsy fanao ny manora-tena toy ny voatango, na manao tahaka ny ombilahy tanimanga ka ny tompony ihany no mitrena;…
More>>
22. Trait d Union

Ny tarika Trait d’Union dia azo adika amin’ny teny malagasy hoe « Tsipi-panohizana ». Toy ny tsipi-panohizana eo amin’ny fomba amam-panao Malagasy sy Afrikana.…
More>>
21. Soratononina 2010

Ny « Fitafiana nentim-paharazana Malagasy » no lohahevitry ny lahatsoratra amin'ity fahavalon'ny fifaninanana ny soratononina « Soratonon'2010 » ity, izay hatao amin'ny…
More>>
20. Koriam-penina... Hehinao...

...HEHINAO... Ilay fanenon-tafontrano danihin-johary mitataovovonana no mozika kanto nanaitra ahy sy nampihiratra ny masoko. Nangala-pijery tany amin’ilay famantaran’andro lehibe teo…
More>>
19. Koriam-penina...Alim-pitia

...ALIM-PITIA... Nony tonga teo am-baravarana isika dia hoy ianao mantsy aho. “voky tsara ve ianao ?” tsy mbola tapitra akory ilay tsikiko dia efa niteny sahady ianao manao hoe : “atokany…
More>>
18. Koriam-penina...Takarivatsika...

...TAKARIVATSIKA... Ilay moka adaladala nanaikitra anao no namoha antsika teo am-pifamihinana. “Amin’ny firy izao” hoy ianao. “Vao amin’ny valo ora sy sasany” hoy aho…
More>>
17. Koriam-penina...Tsirom-pitiavana...

...TSIROM-PITIAVANA... Azafady fa tsy maintsy noraisiko” hoy ianao, “nanontany mantsy izy hoe tsy mangingina ve hono ilaozan-dry dadatoa androany alina”. “Dia hoy aho hoe : ny…
More>>
16. Koriam-penina...Orokao...

...OROKAO... Vao nipaika ny ora firavana dia nanao dia maika aho namonjy ny varavarana. Sady nisongona an’I Andry aho no nanao veloma madinidinika hoe: “veloma ialahy dia mazotoa miasa dia…
More>>
15. Koriam-penina...Gaga ny olona...

...GAGA NY OLONA… Bongo masom-pifaliana no endrika nentiko nandeha niasa. Tsy tara toy ny isan’andro aho fa anisan’ireo tonga aloha teo anoloan’ny vavahady lehibe fidirana. Hitako…
More>>
14. Koriam-penina...Hafatrao...

... HAFATRAO ... Tsy haiko na adiny firy aho na adiny firy no resin-tory teo fa nony efa nisasaka ny alina dia nivadika aho dia nianjera tamin’ny tany. Taitra tampoka aho dia nitsangana, ilay…
More>>
13. Koriam-penina...Aiza ianao....

.....AIZA IANAO.... Niezaka ny hiantso anao aho vao nirava, nefa tsy nety nahazo mihitsy .Mbola tsy tafaverina angamba ianao ilay hoe handeha hamangy ny dadabenareo any ambanivohitra na mety hoe nisakafo…
More>>
12. Koriam-penina...Antsonao....

...ANTSONAO... Saika tara aho, nefa sady tsy nihinan-kanina maraina, no tsy naha-pasoka akory. Revo teo am-pibanjinana ilay sarinao ka na I Andry tonga naka ahy aza tsy nahavery dia ahy. Soa fa tonga…
More>>
11. Koriam-penina...Nofy mamy

.....NOFY MAMY .... Tsy dia nahinan-kanina firy aho iny alina iny. Tsy nijery fahita lavitra ihany koa, naleoko nijery sy namaky ireo imailaka nifandefasantsika, nohalehibeaziko ireo sary nofantenanao…
More>>
10. Koriam-penina... Isika Roa

... Nofihiniko ny tananao dia niara-niarina tsimoramora teo ambony fasika isika, ny fiparasaky ny fasika nokopahina tamin'ny akanjotsika sisa no hafatra napetraky tosy ho an'iny tora-pasika iny Nifampitantana…
More>>
9. Vonjy

Nanomboka tamin’ny taona 1996 ny tarika , nanao concert tao @ amphi théâtre Ampefiloha sady namoaka ny album voalohany nitondra ny loha-teny hoe « tsy miova Jesosy »…
More>>
8. Tarika Sunrise

Ny tarika dia misy mpikambana eo amin’ny 15 eo ho eo ary mitondra ny anarana hoe Sunrise raha adika dia hoe “fiposahan’ny masoandro. Nofidiana io anarana io noho ny hevitra rehetra fonosiny.…
More>>
7. Arison Jaha Tontolo iray hafa

Arison Jaha, tontolo iray hafa“Ny fihetseham-po tsisy valam-parihy”, izay teny vitsy izay no ahafahana milaza ny tontolon’i Arison Jaha. Mahita fy amin’ny tsisy dikany, ary manome…
More>>