Lahatsoratra ao amin'ny Politika
13. GTT International Genève : tokony atao ny fihaonana an-tampony takian’i Amiraly

Ny alin’ny asabotsy 19 novambra lasa teo, nivahiny mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tao amin’ny onjam-peo RNA Toamasina ireo mpitarika ny fikambanana GTT International…
More>>
12. Faha-75 taonan'ny Amiraly Ratsiraka: niavaka ny tao Toamasina

Notontosaina tao amin’ny kianja malalaky ny CRJS Toamasina ny lanonana fanamarihana ny faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka. Delegasionina mafonja avy eo anivon’ny antoko Arema…
More>>
11. Toamasina-Faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka : ankalazaina ao amin’ny kianjan’ny CRJS

Isan-taona, na fony izy teto an-tanindrazana na efa izy tany ampita, tsy manadino ny datin’ny 4 novambra ireo mpikatroka Arema Toamasina. Tato anatin’ny taona vitsivitsy, mazanà teny…
More>>
10. Rodobe Toamasina : tsy nanaraka ny fenitra ny fanendrena ny Praiminisitra

Nasiaka ireo avy ao ankolafy telo Toamasina mahakasika ny fanendrena Praiminisitra farany teo. Ny asabotsy 29 oktobra lasa teo, nifamotoana tao amin’ny kianjan’ny Magro Tanambao V Toamasina…
More>>
9. Ho vitan'i Beriziky ve?

Omer Beriziky izany no (nasaina) notendren'i Andry Rajoelina ho Praiminisitra rehefa avy nifampidinika tamin'ny SADC nandritra ny adin'ny enina izy. Nolazaina tokoa mantsy fa ny zoma teo tokony…
More>>
8. Hosoniavina sa tsy hosoniavina?

Misafotofoto tsy misy andraisana azy intsony ny raharaha politika eto amintsika fa na ireo andrarezin’ny politika aza dia very sy valalanina. Hosoniavina sa tsy hosoniavina ? Toa hifandroritana…
More>>
7. Hiandry an’i Maihol ve vao hiova ny mpitondra ?

Fa maninona tokoa moa ity firenentsika ity no tsy mety afaka krizy sy sahiran-dava izao ? Fanontaniana misy valiny be dia be io saingy tsy fantatra amin’ireo valiny maro ireo hoe inona no tena mari-pototra.…
More>>
6. Fifidianana: Ireo filoha telolahy teo aloha

Manahirana ny saina ihany ny hanoratra lahatsoratra ara-politika tahaka itony ao anatin’ny fotoanan’ny savorovoro toy izao. Manahirana satria tsy fantatra intsony hoe inona no marina…
More>>
5. Tonga ny fotoana

Tonga ny fotoana irosoana amin’ny tena Fahaleovantena ! Tonga ny fotoana anomezana hasiny ny Fiandrianam-pirenena ! Tonga ny fotoana ijoroantsika amin’ny tena maha-olom-pirenenea ! Tonga…
More>>
4. Ampy izay

Raha misy tokoa fitandrovana ny Tombotsoan’ny olom-pirenena malagsy, tsy itarazoka lava tahaka izao ity transition ity. Tsy misy miraharaha ny fahoriam-bahoaka andavanandro izay mihalalina hatrany…
More>>
3. Nahoana ?????

Nahoana no tsy voaloha ny karaman’ny fonksionera raha tsy misy ny findramam-bola avy any ivelany ? Nahoana no tsy harifomba ny toera-pitsaboana lehibe fa voatery manao évacuation sanitaire…
More>>
2. Tonga ny fotoana ijoroana

Dimampolo taona nahazoana ny Fahaleovantena, aiza ho aiza ny Malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ? Voaroaka tsy nasian’ny olona hasiny nandritry ny fihaonamben’ny Firenena…
More>>
1. Raiamandreny Mijoro : 07 Jona 2010

Ny raiamandreny Mijoro sy ny komity mpikarakara ny fantontosana ny dinika santatra sy ny fihaonambem-pirenena izay nokasaina hatao ny ny 8 - 9 - 10 jona 2010 sy manomboka ny 14 Jona 2010 izay nivory ny…
More>>