Ny lahatsoratra rehetra
97. Mivangongo ny fako ao Toamasina
.JPG)
Niditra an-tsehatra ny Faritra Atsinanana Efa iray volana mehery no nitokona tsy mety miasa ny mpiasan’ny kaominina Toamasina. Fitokonana mitaky ny fialan’ny Filohan’ny…
More>>
96. Fantaro ny Groupe Tsidika

Maro amintsika no efa nahita ny “Groupe Tsidika” na tamin’ny fahitalavitra na re amin’ny fandraisam-peo, amin’ny alalan’ny kapila isan-karazany. Vitsy ihany…
More>>
95. HAMILTON

HAMILTON,de son vrai nom FORTUNE MARCEL, enfant né de la campagne aunord de la grande île Malgache en 1972 , rêvait de dévoilerl'éxistance de sa culture authentique à…
More>>
94. Hosoniavina sa tsy hosoniavina?

Misafotofoto tsy misy andraisana azy intsony ny raharaha politika eto amintsika fa na ireo andrarezin’ny politika aza dia very sy valalanina. Hosoniavina sa tsy hosoniavina ? Toa hifandroritana…
More>>
93. Loka fahatelo ho an'ny Duo Talilema

An-kafaliana no ilazana amintsika ny fandraisan'ny tarika Talilema anjara tamin'ny fifaninana iraisam-pirenena Sharq Taronalari tao Samarkand (Ouzbekistan) ny 25 ka hatramin'ny 30 aogositra lasa…
More>>
92. Mitokona indray ny mpianatra ao amin'ny oniversité Toliara

Manomboka miharatsy ny toe-draharaha ao Toliara ao, eny amin’ny oniversité eny Maninday. Araka ny vaovao azonay dia migrevy ny mpianatra (nanomboka omaly 28 jolay) avy any amin’ny faritra…
More>>
91. Hiandry an’i Maihol ve vao hiova ny mpitondra ?

Fa maninona tokoa moa ity firenentsika ity no tsy mety afaka krizy sy sahiran-dava izao ? Fanontaniana misy valiny be dia be io saingy tsy fantatra amin’ireo valiny maro ireo hoe inona no tena mari-pototra.…
More>>
90. Nisokatra ny Google+

Nisokatra ny 28 jiona lasa teo ny tolotra iray antsoina hoe Google+ (G+). Mbola vaovao ho an'ny maro tokoa ity G+ ity na dia efa ela aza no niketrehan'i Google azy, ary efa fantatra fa tsy maintsy ho…
More>>
89. Ny vary, sakafon’ny tany mahantra : tsy aingitraingitra fa tohan’aina

Mamahana ny antsasa-manilan’ny mponina eto ambonin’ny tany ny vary. Tsy mbola misy aloha hatramin’izao sakafo hafa maharesy izany fahefany mamahana ny antsasa-manilan’izao tontolo…
More>>
88. Fahagagana sy ny fahasitranana
Hita maniry etsy sy eroa ankehitrio eto Madagasikara ny fiangonana milaza tena fa manao sy mahavita fahagagana : manasitrana, manala fahasahiranana sy ny sisa. Betsaka amintsika no mametraka fanontaniana…
More>>
87. Fifidianana: Ireo filoha telolahy teo aloha

Manahirana ny saina ihany ny hanoratra lahatsoratra ara-politika tahaka itony ao anatin’ny fotoanan’ny savorovoro toy izao. Manahirana satria tsy fantatra intsony hoe inona no marina…
More>>
86. Mihamafana marina ve ny tany iainantsika sa fomban-tany ihany izany

Mampatahotra ny maro satria natao fampitahorana tato ho ato ny hoe « mihamafana ny tany » ka mety ho loza no iafarany. Ho an’ny sarambabem-bahoaka dia marina tsy azo idivirana…
More>>
85. Fihinana geba : matin’ny tsy fitandreman’ny fanjakana ny olona tao Toliara

Niniana nosoratana herinandro maromaro taty aorian’ny loza nitranga teto Toliara tokoa ity fomba fijery ity. Ny antony dia ny mba hananana fotoana handinihana sy hamakafakana ny tena zava-nisy sy…
More>>
84. Ny zava-maniry malagasy tsy mety atao fanafody

Mety hahatezitra ny fikambanan’ny Malagasy mitsabo amin’ny alalan’ny zava-maniry ity lahatsoratra ity. Tsy maninona izany fa ny tanjona eto dia tsy ny hanimbana ny asanareo fa ny hanatsarana…
More>>
83. Lasa vetaveta ve ny mpihra malagasy?

Fetin’ny mozika izao, fetin’ny hira, fifalifaliana. Nankalaza izany isika teto Madagasikara tamin’ny faran’iny herin’andro iray lasa iny, raha tamin’ny Talata kosa…
More>>
82. Ho avy tokoa ny farandro

Miverimberina eto Madagasikara indray, ary re eran-tany mihintsy aza ny hoe ho tonga ny « farandro ». Ny fanoratra azy moa tsy voafaritra hoe « fara-andro »…
More>>
81. Ny fetran’ny facebook

Malaza ka be mpitsidika sy mpampiasa ny tambazotran-tranonkala Facebook. Isan’ireo ataontsika hoe andrarezin’ny serasera eran’izao tontolo izao ankehitriny. Raha tsorina dia enjana be…
More>>
80. Tosika ho an’ny fampianarana sy fanabeazana

Isan’ny ezaka tena mbola lavi-dalana eto Madagasikara ny fanabeazana sy ny fampianarana. Marina fa maro no efa nataon’ny fanjakana sy ny fikambanana tsy miankina isan-karazany kanefa tsy hita…
More>>
79. Fanjakana sy Fiangonana : hitokana ny tsenan-drongony ao Sanfily Toliara ve?

Asa na dia noho ny fahantrana tokoa na efa tsy fanajana ny fiaraha-monia sy ny maha-olona fotsiny izao fa dia tena maniry ohatry ny anana ny fivarotana rongony eto Toliara, ao Sanfily. Tsy vao izao izy…
More>>
78. Association Gasik Art Langres

Ho fankalazana ny fetim-pirenena malagasy ny fikambanana GASK'ARTS dia mikarakara alim-pikoranana ny asabotsy 25 jiona 2011 izao ao amin'ny trano filanonana parc du château 52500 CORGIRNON, ny lanonana…
More>>