Ny lahatsoratra rehetra
77. TIA sy INDRAM-PEO

Miverina eto indray Raozigasy mitondra vaovao ho anao mpamaky. Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratany. Tia : amboara voalohany narafitr’i Raozigasy ho fehezan-tononkalo, hizarany amin’ny…
More>>
76. Lapé

Lapé na Hery RALAINARIVO Nanao Mozika tamin'ny Groupe Orchestre iray tany Madagasikara tamin'ny 1985, SEXY MUSIC no anaran'ilay groupe, efa nandeha nitety faritra tany Alaotra iny. Ny Toerana nisy…
More>>
75. AORN

AORN na Andriankaja Oelison Robin Narivelo na indraindray mitondra ny anarana hoe Andriankaja Rina, dia teratany Malagasy, teraka tao Befelatanana. Manambady ary manan-janaka roa, mipetraka ao Amboditsiry.…
More>>
74. SARINOFY RANDRATELO

Miarahaba anareo,Teraka soa aman-tsara ihany ny Boky SARINOFY RANDRANTELO nosoratan'i HAJAINA. Tsy fanao ny manora-tena toy ny voatango, na manao tahaka ny ombilahy tanimanga ka ny tompony ihany no mitrena;…
More>>
73. CHORALE FEON ANJOMARA VAOVAO ECAR MANJAKARAY

Ny Feon’Anjomara Vaovao na F.A.V dia Antoko mpihira iray ao amin’ny Paroasy Kristy Mpanjaka Ecar Manjakaray. Niforona tamin’ny Decembre 2004 rehefa nahazo fankatoavana ofisialy tamin’I…
More>>
72. Trait d Union

Ny tarika Trait d’Union dia azo adika amin’ny teny malagasy hoe « Tsipi-panohizana ». Toy ny tsipi-panohizana eo amin’ny fomba amam-panao Malagasy sy Afrikana.…
More>>
71. Tonga ny fotoana

Tonga ny fotoana irosoana amin’ny tena Fahaleovantena ! Tonga ny fotoana anomezana hasiny ny Fiandrianam-pirenena ! Tonga ny fotoana ijoroantsika amin’ny tena maha-olom-pirenenea ! Tonga…
More>>
70. Soratononina 2010

Ny « Fitafiana nentim-paharazana Malagasy » no lohahevitry ny lahatsoratra amin'ity fahavalon'ny fifaninanana ny soratononina « Soratonon'2010 » ity, izay hatao amin'ny…
More>>
69. Koriam-penina... Hehinao...

...HEHINAO... Ilay fanenon-tafontrano danihin-johary mitataovovonana no mozika kanto nanaitra ahy sy nampihiratra ny masoko. Nangala-pijery tany amin’ilay famantaran’andro lehibe teo…
More>>
68. Domoina Ratovozanany

Iza moa i Domoina Ratovozanany ? Teraka tamin’ny 2 oktobra 1985, Domoina Ratovozanany dia anisan’ireo poeta tanora malagasy tena andrandraina ho lasa lavitra. Vao 12 taona izy no nanomboka…
More>>
67. Koriam-penina...Alim-pitia

...ALIM-PITIA... Nony tonga teo am-baravarana isika dia hoy ianao mantsy aho. “voky tsara ve ianao ?” tsy mbola tapitra akory ilay tsikiko dia efa niteny sahady ianao manao hoe : “atokany…
More>>
66. Ampy izay

Raha misy tokoa fitandrovana ny Tombotsoan’ny olom-pirenena malagsy, tsy itarazoka lava tahaka izao ity transition ity. Tsy misy miraharaha ny fahoriam-bahoaka andavanandro izay mihalalina hatrany…
More>>
65. Koriam-penina...Takarivatsika...

...TAKARIVATSIKA... Ilay moka adaladala nanaikitra anao no namoha antsika teo am-pifamihinana. “Amin’ny firy izao” hoy ianao. “Vao amin’ny valo ora sy sasany” hoy aho…
More>>
64. Koriam-penina...Tsirom-pitiavana...

...TSIROM-PITIAVANA... Azafady fa tsy maintsy noraisiko” hoy ianao, “nanontany mantsy izy hoe tsy mangingina ve hono ilaozan-dry dadatoa androany alina”. “Dia hoy aho hoe : ny…
More>>
63. Koriam-penina...Orokao...

...OROKAO... Vao nipaika ny ora firavana dia nanao dia maika aho namonjy ny varavarana. Sady nisongona an’I Andry aho no nanao veloma madinidinika hoe: “veloma ialahy dia mazotoa miasa dia…
More>>
62. Nahoana ?????

Nahoana no tsy voaloha ny karaman’ny fonksionera raha tsy misy ny findramam-bola avy any ivelany ? Nahoana no tsy harifomba ny toera-pitsaboana lehibe fa voatery manao évacuation sanitaire…
More>>
61. Koriam-penina...Gaga ny olona...

...GAGA NY OLONA… Bongo masom-pifaliana no endrika nentiko nandeha niasa. Tsy tara toy ny isan’andro aho fa anisan’ireo tonga aloha teo anoloan’ny vavahady lehibe fidirana. Hitako…
More>>
60. Koriam-penina...Hafatrao...

... HAFATRAO ... Tsy haiko na adiny firy aho na adiny firy no resin-tory teo fa nony efa nisasaka ny alina dia nivadika aho dia nianjera tamin’ny tany. Taitra tampoka aho dia nitsangana, ilay…
More>>
59. Koriam-penina...Aiza ianao....

.....AIZA IANAO.... Niezaka ny hiantso anao aho vao nirava, nefa tsy nety nahazo mihitsy .Mbola tsy tafaverina angamba ianao ilay hoe handeha hamangy ny dadabenareo any ambanivohitra na mety hoe nisakafo…
More>>
58. Tonga ny fotoana ijoroana

Dimampolo taona nahazoana ny Fahaleovantena, aiza ho aiza ny Malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ? Voaroaka tsy nasian’ny olona hasiny nandritry ny fihaonamben’ny Firenena…
More>>